
Mirary taom-baovao sambatra ho antsika !
Ao anatin'ny Fahasalamana,
Ny Fahombiazana
Ny Fifankatiavana
Ny Fanentre-tena
Tahian'Andriamanitra e !
"Mba jerijereo
ny Tananan-tsika,
aza avela hangina,
aza avela hangatsiaka"
Design by lequipe-skyrock Choisir cet habillage

Tu n'es pas identifié. Clique ici pour te connecter à ton compte
Anonyme, Posté le lundi 09 janvier 2012 07:48
Marina mihintsy izany !
Anonyme, Posté le jeudi 05 janvier 2012 01:53
Isika rehetra e, dia mirary soa ho an'ny Tanindrazan-tsika koa
Hery, Posté le mercredi 08 février 2012 23:38
Dia mirary soa ho antsika rehetra sy ny Tanindrazantsika e! indrindra ho an'i Fanompo izay tsy mitshatra manetana eto...