Mihisa 17 ny fokon-tany ato aminy faribohitr'Ankadinandriana :
Ankadinandriana,
Ambohimahatsinjo,
Ambohitsararay,
Soamonina,
Antanetibe,
Andranomonina,
Andranovelona,
Antanimarina,
Ampahitrosy,
Ambohitromby,
Ambohitraina,
Andraravola,
Ambohijato,
Morarano,
Fihasinana,
Andriampamaky,
Mioronkampoza.






